.

Teti-bolam-panjakana 2021 : Fivoriambe fanolorana amin’ny ankapobeny ny volavolan-dalàna teny amin’ny lapan’ny Antenimieran-pirenena Tsimbazaza

 

Androany maraina no notontosaina teny amin’ny lapan’ny Antenimieran-pirenena Tsimbazaza ny fivoriambe fanolorana amin’ny ankapobeny ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakana 2021.

Nitarika ny fivoriana araka izany Ramatoa RAZANAMAHASOA Christine,  Filohan'ity Andrim-panjakàna ity.

Nitondra fanazavana amin'ny ankapobeny sy ny lalan-tsaina nentina nandrafetana izany lalàna izany tamin'ireo Solom-bavam-bahoaka moa Atoa Richard RANDRIAMANDRATO, Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola, notronin'ireo tompon'andraikitra ambony sy teknisiana maro avy ao amin'ny ministera.

 

Plan du site ::