.

Fandoavana « Bons de caisse » eny amin’ny Tahirimbolam-panjakana

 

Ilazana isika Mpiasam-panjakana izay mandray karama “mécano” amin’ny alalan’ny « Bons de Caisse » eto Antananarivo Renivohitra fa ankoatr’ireo toerana mahazatra izay azotsika isitrahana izany toy ny « Paierie Générale d’Antananarivo » (PGA), ary ireo « Trésoreries Ministérielles » dia azotsika atao ihany koa ny misitraka izany eny anivon’ireo :

➡️ Perceptions Principales rehetra eto Antananarivo renivohitra : Isotry, Mahamasina, Besarety, Ankadifotsy, Anosipatrana, Mahazoarivo, Amboditsiry, Ambohimanarina, Tsaralalana, Analamahintsy,

➡️ Caisses vaovao vao nosokafana :