.

FILAZANA HO AN IREO MPANDRAY FISOTROAN-DRONONO

 

Ny Foibem-pitondrana Ankapobe misahana ny Fitantanam-bola sy ny Raharaha Ankapobeny (DGFAG) eo anivon'ny Minisiteran'ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola dia manambara amin'ireo mpandray fisotroan-dronono fa noho ny hamehana vokatry ny ady atrehana amin'ny otrikaretina coronavirus dia mbola nahemotra aloha ny fizarana ny karatra fisotroan-dronono vaovao.

Noho izany dia mbola manan-kery ny karatra teo aloha mandra-pisian'ny toromarika vaovao.

Misaotra sy mankahery antsika.

 

 

 

Plan du site ::