𝐢𝑙𝑒𝑏 π‘…π‘’Μπ‘”π‘–π‘œπ‘›π‘Žπ‘™ 𝑑𝑒 π‘™π‘Ž πΊπ‘’π‘ π‘‘π‘–π‘œπ‘› π‘ƒπ‘’π‘π‘™π‘–π‘žπ‘’π‘’ (𝐢𝑅𝐺𝑃) _ π‘‰π‘œπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘œπ‘›π‘Ž πΌπ‘Ÿπ‘Žπ‘–π‘ π‘Žπ‘š-π‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘šπ‘œπ‘šπ‘π‘Ž 𝑛𝑦 πΉπ‘–π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘š-π‘π‘Žπ‘›π‘—π‘Žπ‘˜π‘Žπ‘›π‘Ž π‘£π‘œπ‘Žπ‘™π‘œβ„Žπ‘Žπ‘›π‘¦ β„Žπ‘œ π‘Žπ‘›'𝑛𝑦 π‘‘π‘–π‘ π‘‘π‘Ÿπ‘–π‘˜π‘Žπ‘›'𝑖 π‘†π‘Žπ‘–π‘›π‘‘π‘’ π‘€π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘’ __ 25 π‘€π‘Žπ‘Ÿπ‘‘π‘ π‘Ž 2025



πŸ“Œ Nandray anjara tamin'izany ny avy eo anivon'ny 'Poste du ContrΓ΄le Financier' Sainte Marie, izay vao nosokafana ny volana Febroary 2025 teo.

πŸ‘‰ Nandritra ny fandraisam-pitenenany dia nampatsiahivin'ny Chef de Poste du ContrΓ΄le Financier, Andriamatoa HARINARINDRA Arnauld, tamin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana tonga nanatrika ny fotoana, ireo anjara asan'ny ContrΓ΄le Financier.

πŸ‘‰ Nizara ireo didy aman-dalΓ na sy fepetra manan-kery na nasiam-panovana, izay mifandraika amin’ny asa fanaraha-maso ataon'ny ContrΓ΄le Financier ary voarakitra ao anatin'ny '𝘊π˜ͺ𝘳𝘀𝘢𝘭𝘒π˜ͺ𝘳𝘦 π˜₯'𝘌𝘹𝘦́𝘀𝘢𝘡π˜ͺ𝘰𝘯 π˜‰π˜Άπ˜₯𝘨𝘦́𝘡𝘒π˜ͺ𝘳𝘦' π˜Šπ˜Œπ˜‰ 2025 ihany koa ny tenany.

__ Tanjona amin'izany fampahafantarana izany ny hanafainganana hatrany ireo fanaraha-maso ataon'ny ContrΓ΄le Financier.