π…πšπ«π’π­π«πš ITASY___ 𝐀𝐀𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚 'πŸ”πŸ“ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžπ«



Anjaran'ireo 𝐝𝐒𝐬𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚 𝐭𝐞π₯𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 π…π€π‘πˆπ“π‘π€ πˆπ“π€π’π˜ indray no nisitraka ireo 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐬𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 izay nokarakarain'ny avy ao amin'ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_ITASY izay tarihan'i Ramatoa RASOAMANANJARA Zoely Harilala.


Izany moa dia mifandraika hatrany amin'ny fampahafantarana ny π‚πŽππ“π‘πŽπ‹π„ π…πˆππ€ππ‚πˆπ„π‘ πŸ‡²πŸ‡¬ ao anatin'ny fankalazana ny faha 65 taona nijoroany amin'ity taona 2024 ity.


Tao amin'ny distrikan'i Miarinarivo no nanombohana ny hetsika sy nanokafana ny fotoana tamin'ny fomba ofisialy ny talata 6 aogositra 2024 teo, izay teo ambany fitarihan'Andriamatoa PrΓ©fet. Tonga nanome voninahitra ny hetsika ihany koa Andriamatoa Governora mpisolo-toerana sy ny Ben'ny tanΓ nan'ny Miarinarivo.


Nitohy tany amin'ny distrikan'i Soavinandriana ny varavarana misokatra ny alarobia 7 aogositra 2024.

Nofaranana tao amin'ny distrikan'Arivonimamo ny hetsika izay niarahana hatrany tamin'ny Ben'ny tanΓ na.